Monthly Archives: juillet 2014

Boeny: vokatra Lojy, mampiakatra ny fari-piainan’ny tantsaha

Ambohi-pihaonan’ireo mpisehatra rehetra amin’ny lalam-pihariana Lojy sy voamaina, ny kaomina ambanivohitr’Ambondromamy, disitrikan’Ambatoboeny raha nampiantrano ny foara Lojy mitsangana sy voamaina andiany faharoa ny zoma 28 hatramin’ny Alahady 30 jolay.   Raha voalohany manerantany amin’ny vokatra lavanila i Madagasikara, dia faharoa manerantany kosa izy amin’ny vokatra Lojy, ary ny faritra Boeny no mamokatra ny ampahany betsaka