Daily Archives: 3 octobre 2014

Mitaky fanajana sy fanomezan-danja azy ireo ny Zokiolona

“Fiaraha-monina ho an’ny sokajin-taona rehetra”. Tokony hifanaraka amin’io loha-teny nomena ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Zokiolona 2014 io ny fanajana sy ny fanomezan-danja ny  maha olona efa nahazo taona azy ireny. Izay no voalazan’ny Filohan’ny Fikambanan’ny Zokiolona eto Mahajanga na APA (Association des personnes âgées) tao amin’ny Biraon’ny sampandraharaham-paritry ny Mponina eto Mahajanga nandritra ny