Daily Archives: 16 octobre 2014

Marchés de bovidés d’Ambalakinina Soalala : le délégué est écarté

La corruption qui sévit dans les marchés de bovidés  est sans doute l’un des fléaux qui mine l’économie de notre pays, et aussi méconnue du grand public. Des enrichissements illicites des fonctionnaires lors des transactions commerciales sur les bovidés ont été enregistrés par le Chef de Région Boeny Saïd Ahamad Jaffar et son équipe, suite

Fitsidiam-paritra mialoha ny fotoam-pahavaratra

Nitsidika toerana maromaro nandritra ny dimy andro tamin’iny ilany atsimo sy atsimo atsinanan’ny faritra iny ny Lehiben’ny Faritra Boeny Saïd Ahamad Jaffar ny herinandro lasa teo. Tafiditra indrindra ao anatin’ny fitsidiham-paritra mialoha ny fahavaratra sy fandoavana ny tambin-karaman’ireo sefo fokontany sy ny lefiny ny dia tao amin’ny Distrikan’i Mitsinjo sy  Soalala. Atrik’asa niarahana tamin’ny tompon’andraikim-panjakana

Nanao velirano ireo miaramila zazavao teto Mahajanga

Naseho  teo ambany faneva ny miaramila zazavao antoko-taona 2014, andiany voalohany ny zoma 10 oktobra 2014 tao amin’ny toby miaramila Rocheron Androva Mahajanga. Zatovolahy 18 hatramin’ny  24 taona miisa telo ambiny enimpolo avy amin’ny lafy valonin’ny Nosy no novolavolaina nanaraka ny fiofanana ara-miaramila nandritran’ny telo volana teo anivon’ny Faritany miaramila faha-IV eto Mahajanga. Ny zoma