Daily Archives: 21 octobre 2014

DREN Boeny : passation et promesses

La passation de service entre les deux DREN (Directeur régional de l’éducation nationale) de Boeny s’est effectuée dans la matinée du 17 octobre 2014 au bureau régional à Ampisikina Mahajanga. Le sortant, Mr Zaranaina Tohanaina Ernest,  ayant dirigé  l’éducation nationale de la région pendant 12 ans, a passé le flambeau à  Mr Samuel Christophe. Sélectionné

Kaominina Ambondromamy

Kaominina Ambondromamy: mirongatra indray ny asan-dahalo Manoloana ny fangatahan’ny Ben’ny tanànan’ny kaominina ambanivohitr’Ambondromamy, Distrikan’Ambatoboeny, 160 km tsy ahatongavana any Mahajanga amin’iny làlam-pirenena faha-efatra iny, ny mba hisokajiana ny tanàna ho kaominina ambonivohitra dia nanambara ny Lehiben’ny Faritra Boeny Saïd Ahamad Jaffar,  « fa raha dinihina dia efa feno avokoa ny fepetra tokony hahatanteraka izany saingy zavatra

Hafotaka ny “Festival MAKI” ao Mitsinjo

Nampahafantatra ny Ben’ny tanànan’ny Mitsinjo sy ny mpandrindra ny fikambanana MMZ (Marambitsy Miaro ny Zavaboahary) ny zoma 10 oktobra lasa teo, fa ho tanterahina ny 7 sy 8 Novambra 2014 ho avy izao ny “Festival MAKI” na ny Festival Mahavavy Kinkony ao amin’ny Distrikan’i Mitsinjo. Izany no hatao dia mba ho fanatanterahana ny asa nofaritan’ny