Daily Archives: 23 octobre 2014

Polisy sy zandary eto Boeny: miofana hiaro ny harena voajanahary

Atrik’asa momban’ny fiarovana ny harena voajanahary ary fikaroham-bahaolana amin’ny fiarovana ny harena voajanahary no notanterahin’ny ny fikambanana Alliance Voahary Gasy (AVG) tao amin’ny tobin’ny zandarimariam-pirenena kly Jean Philipe teto Mahajanga ny Alatsinainy 20 Oktobra 2014. Nambaran’Atoa Andry Ralamboson Andriamanga, mpandrindra ankapoben’ny fikambanana AVG fa niainga tamin’ny fahitana fahombiazana sy ho fanarenana ny lesoka vokatry ny