Daily Archives: 30 octobre 2014

TELEFOOD Boeny : le Chef de région en tète de fil

Participez, même en un ariary, car nos contributions collectives permettront à nos amis ruraux de bénéficier de l’aide et des projets agricoles de l’extérieur. Tels étaient les propos  du Chef de Région Boeny Saïd Ahamad Jaffar à l’intention de tous les citoyens de sa circonscription au lancement régional de l’opération TELEFOOD  ce mercredi 29 Octobre

Fampitaovana ny mpianatra: fampandrosoana ny fanabeazana

Ao anatin’ny tetik’asa fanohanana ny tanora sy ny fampiroboroboana ny fampianarana imasoan’ny ministeran’ny Fanabeazam-pirenena, dia tonga nanolotra tablette numérique miisa 50 ny fikambanana  Jeune Chambre Internationale na ny JCI ho an’ireo mpianatra CM1 sy CM2 ao amin’ny Sekoly fanabeazana fototra Fanantenana,  fokontany Abattoir Mahajanga ny zoma 24 oktobra lasa teo. Izany dia vokatry ny fiaraha-miasan’ny