Jours d’ Idde be à Majunga

IDDE BE teto Mahajanga

Natao tany Arrafa, tanàna tsy dia manalavitra loatra an’ny La Mecque Arabia Saodita, ny fivahinianana masina fanaon’ny mpino silamo isan-taona ka nahitana solontena avy eto amin’ny Faritra Boeny ny Zoma 03 ôktôbra lasa  teo.

Ka dia nisy ny fanamarihana izany teto Mahajanga tamin’ny alalan’ny IDDE BE izay natao tao amin’ny Moske ny Zoma ny sabotsy 04 ôktôbra, ka nanome voninahitra ny fotoana ny Lehiben’ny Faritra Boeny SAÏD Ahamad Jaffar sy ny Solombavambahoaka voafidy tao Mitsinjo ary ny PDS ny Mahajanga tampon-tanàna.

S

Jours d’ Idde be à Majunga

Des milliers de musulmans de tout horizon confondu ont effectué un pèlerinage à Arrafa, une ville non loin de La Mecque Arabie Saoudite, vendredi 03 octobre 2014. Certains d’entre eux sont originaires de la Région Boeny. Ainsi, un culte a été organisé pour marquer l’événement dans la Ville des Fleurs sous le patronage du Chef de Région Boeny SAÏD Ahamad Jaffar, le Député élu de Mitsinjo et le PDS de la Commune Urbaine de Mahajanga samedi 04 octobre.

 Mahajanga le 25 Aout 2014

CHAHER,

Assistant chargé de

 Communication Région Boeny

Tél: 032 02 460 44