Daily Archives: 20 novembre 2014

Marovoay: ny “tena” asan’ny Solombavambahoaka

Raha fehezina ny fametrahana tamin’ny fomba ofisialy An’Atoa Navony Sahoby, ny Zoma 14 novambra lasa teo, izay Solombavambahoaka voafidy tamin’ny fifidianana naverina ny 29 Aogositra 2014 tao amin’ny Distrikan’i Marovoay,  dia niompana tamin’ny fampahafantarana ny vahoaka ny asan’izy ireo ny ankamaroan’ny laha-teny nifandimby. Ny Lehiben’ny Faritra Boeny Saïd Ahamad Jaffar no nitarika izany nilaza fa

Fahasalamana eto Boeny: mbola mila hampitomboina ny mpiasa

Nangataka ny hampitomboina ny isan’ny mpiasan’ny fahasalamana any amin’ireo kaominina ambanivohitra vitsivitsy ato anatin’ny Faritra ny Lehiben’ny Faritra Boeny Saïd Ahamad Jaffar  satria hitany maso ny fahabangana misy nandritra ireo fitsidiham-paritra nataony ka misy fiantraikany amin’ny kalitaon’ny asa fitsaboana any amin’ireny toerana ireny. Teo anatrehan’ireo tompon’andraikitry ny fahasalamana, ny solotenan’ny Vondrona eropeana, ny UNICEF, ny

Défi du nouveau Commandant du Groupement de la Gendarmerie Boeny : redorer l’image de son Corps

C’est le Lt Col Talany Fred, le nouveau Commandant du Groupement de la gendarmerie de Boeny, un enseignant au sein de l’École Supérieure de la Gendarmerie Nationale de Moramanga,  qui a été nommé à ce poste, il y a plus de deux mois. Renforcer la lutte contre la corruption, c’est ce qu’il a proposé comme