Monthly Archives: décembre 2014

Fitokanana ny Ivon-toerana fanatsarana sy fampitomboan-taranaka ao Amborovy

Tsy ny ranomasina sy ny tora-pasika ihany no hahafantarana an’Amborovy  fa ny fisian’ny toerana fiofanana momba ny fiompiana ihany koa dia ny CFAGAM (Centre de Formation et d’Amélioration Génétique à Mahajanga)  ary natao ny lanonam-pitokanana azy ity ny 22 Desambra 2014. Nanome voninahitra ny lanonana ny Fanjakana foibe notarihin’ny Minisi-panjakana miandraikitra ny Foto-drafitr’asa,  ny Fampitaovana

Ho renivohitra mamin’ny olona i Mahajanga!

Tianay i Mahajanga ka tsy maintsy ataonay ho lasa Renivohitra mamin’ny olona! Hoy ny Filoha Hery Rajaonarimampianina ny Alatsinainy 22 desambra 2014, raha nitanisa ireo foto-drafitr’asa maromaro, notokanany sy vao ho atomboka  eto Mahajanga ny tenany. Fitokanana trano sekoly iray avy amin’ny ny fikambanana tsy miankina Ecoles du Monde tao Besely, Mahajanga II, no nanombohan’ny

Valan-javaboaharim-pirenenan’ny Baie de Baly-Soalala: ny vahiny sahirana miaro, ny tera-tany sahirana mandoro

Sivy andro no faharetan’ny afo, nanomboka  ny zoma 05 desambra ary tsy maty raha tsy ny alin’ny 13 desambra vokatry ny filatsahan’ny orana. Ala maherin’ny 250 ha, firiariavan’ireo karazam-biby, sy anirian’ireo zava-maniry tsy fahita firy sy fitsaboana maro no levon’ny afo noho ny hetraketraky ny tsy mataho-tody tao amin’ny Valan-javaboaharim-pirenenan’ny Baie de Baly, Soalala, raha

FITSANGANAN’NY V.M.A.M na Vovonan’ny Mpiasa Antselika eto Mahajanga (le 16-12-2014)

Nijoro ara-panjakana eto Mahajanga ny V.M.A.M. na Vovonan’ny Mpiasa Antselika eto Mahajanga ny Talata 16 Desambra 2014 tao amin’ny GTZ La Corniche Mahajanga rehefa nahazo ny fankatoavana sy nahafeno ny fepetra mifehy ny fikambanana araka ny lalàna lah. 60-133/03 Oktobra 1960. Nandritra io fotoana io no nankatoavan’ireo mpikamban’ny V.M.A.M.  maherin’ny zato ny Sata mifehy ny fikambanana

La validation des Banques de projet sur les filières Black eyes ou Lojy et le Maïs

L’équipe PROSPERER Boeny,   en collaboration avec le Le ministère de l’Agriculture et du développement rural ont donné un atelier le 16 Décembre 2014 au local de la Direction régionale de l’Elevage Boeny. La validation des Banques de projet sur les filières Black eyes ou Lojy et le Maïs a été leur principal objectif. La direction

VIH/SIDA eto Boeny: maro ireo mbola tsy mahalala sy minia tsy miraharaha ny fisiany

Ny 16 desambra 2014, tao amin’ny Tranoben’ny Indostria sy ny Varotra Mahajanga no notolorana fanamarinam-piofanana ireo solontenan’ny mpiasa avy amin’ny Vondron’ireo mpiasa antselika sy ireo avy amin’ny toeram-piasana,  rehefa nanaraka fiofanana ho mpanabe olon-tsahala  hanentana ny ady amin’ny tsimokaretina VIH/SIDA eo amin’ny tontolon’ny asan’izy ireo. Iray volana no faharetan’ny fiofanana, ny 18 septambra hatramin’ny 20

Fandaharan’asa PROSPERER Boeny: tosika ho an’ny hoavin’ny tanoran’ny Faritra

Mpianatra zato mahery izay notohanan’ny fandaharan’asa PROSPERER no navoaka ny Zoma 19 Desambra 2014 tao amin’ny Tranoben’ny Varotra sy ny Indostria eto Mahajanga. Tafiditra ao anatin’ny tetik’asan’ny Ministeran’ny Fambolena sy Fampandrosoana ny eny Ambanivohitra ny fampiofanana ireo mpianatra ireo,  izay natao indrindra hitsinjovana ireo tanora izay osa sy tra-pahasahiranana eo amin’ny lafiny fianarana. Ny fanjakana

Famaranana ny lalao Beach soccer andiany faha-5

Tontosa ny Zoma 12 Desambra 2014 teo ny lalao famaranana ho fiadiana izay ho tompon-dakan’i Madagasikara teo amin’ny taranja Baolina kitra eny amin’ny toram-pasika na Beach soccer andiany faha-5. Ny faritra Boeny no nandray izany, ary teny amin’ny toram-pasiky ny Village Touristique,  Mahajanga no natao ny fifanitsanana rehetra. Nahatonga mpandray anjara avokoa  ireo faritra 22.

Soalala: Lehiben’ny Distrika vaovao amin’ny Tranom-panjakana vaovao

Notanterahina ny ny 12 desambra 2014 tao amin’ny tranompokonolona any an-toerana ny fametrahana ny Lehiben’ny distrika vaovao ho an’i Soalala izay notarihin’ny Lehiben’ny Kabinetran’ny Faritra Boeny, Atoa Hemedy. Atoa Rachidy Oumar Houssen, Administrateur civil, indray no Lehiben’ny distrika vaovao ao Soalala nandimby toerana an’Atoa Ranjakasoa Mparany Gabbie Mamy Angelin, Attaché d’Administration, izay voatendry any an-toeran-kafa.

Angonoky: symbole et valeur unique au monde

Les Angonoky protégées, Valeurs patrimoniales respectées. Tel a été le thème du festival Angonoky 5e édition qui s’est déroulé à Soalala du 03 au 06 décembre 2014 en l’honneur des tortues  à éperon,  endémiques de ce district. Aux Etats-unis, au Japon, ou en Angleterre, quand on parle d’Angonoky, on pense tout de suite à Soalala,