Daily Archives: 2 décembre 2014

SOS au défrichement incontrôlable dans le district d’Ambatoboeny

Le 25 novembre 2014, un atelier d’évaluation de la mise en œuvre du plan d’action sur le défrichement s’est déroulé à l’Ex Don Bosco Mangarivotra. Les ONG, les associations ainsi que les journalistes de la Région Boeny étaient invités dans le but d’élaborer ensemble des résolutions adéquates aux problèmes de la dévastation des forêts. Mr

Boky: tiako, vakiako, hajaiko

Loharano fitrandrahana ny fahalalana ny famakiam-boky. Izay no nasongadin’ireo manampahefana notarihin’Atoa Hemedy, Lehiben’ny Kabinetran’ny Faritra Boeny, nandritra ny lanonam-panokafana ny Tsenaben’ny Boky andiany faha-10 tao amin’ny Lapan’ny Tanànan’i Mahajanga ny 26, 27, 28 Novambra 2014. Miisa 11 ny tranom6boky eto antampon-tanànan’i Mahajanga, ka enina amin’izy ireo  an’ny Kaomina, ankoatr’izay an’ny Fikambanana mpiara-mamaky baiboly, ny Lycée,