Monthly Archives: janvier 2015

Un Sénateur français dans la Région Boeny

Le Chef de Région Boeny Saïd Ahamad Jaffar a profité de sa rencontre avec le Sénateur français Richard Yung,  de  passage à Mahajanga,  pour présenter ses sincères condoléances à l’endroit du Président de la République française et du peuple Français sur le décès des 17 personnes victimes des attentats perpétrés par les terroristes à Paris

Botry telo tratra nitondra antsokosoko hazo sarobidy

Botry miisa telo mpitondra entana avy any amin’ny Distrikan’i Besalampy,  Faritra Melaky no tratra teo amin’ny seranan’ny Botry Mahajanga Be,  nitondra hazo sarobidy antsoina hoe Manary na Voambôna, fantatry ny maro amin’ny anarana  hoe “Palissandre” ny fiandohan’ny volana janoary 2015.  Io no tatitra nataon’ny Talem-paritry ny tontolo iainana sy ny ekolojia ary ny ala eto

Rotary International: asa fa tsy anarana fotsiny eto Boeny

Nanao fitsidihina ara-pomba fanajana ny biraon’ny Faritra Boeny ny « Rotary International » izay notarihin’Atoa Alen K.Topsy,  Governoran’ny « Rotary District 9220 » avy ao amin’ny nosy Maurice ary notronin’ireo mpikambana ao amin’ny Rotary eto Mahajanga sy ireo avy any Antananarivo ny  zoma 08  Janoary 2015. Atoa Hemedy,  Sefo kabinetran’ny Faritra no nisolo-tena ny Lehiben’ny Faritra nandray azy ireo

Les MSM crient : « Stop à la discrimination ! »

Dans le cadre de la lutte contre la prolifération du VIH-SIDA et de la protection des droits de l’homme, l’Etat américain finance le Projet LBGT (lesbienne-bisexuel-gay-travestie). Un atelier de revendication des droits fondamentaux des MSM (Men have Sex with Men) s’est ainsi tenu au Central hôtel, à Mahajanga Be le vendredi 09 janvier 2015. Le