Daily Archives: 26 février 2015

474 Maîtres FRAM dans la Région Boeny désormais devenu des fonctionnaires

La remise officielle des contrats de travail des Maîtres FRAM et Enseignants sortants du CRINFP (Centre Régional d’Institut National Formation Pédagogique) dans la Région Boeny a eu lieu ce lundi 23 Février 2015 à la Maison de la Culture Mahajanga. Des dix milles Enseignants recrutés par le Ministère de l’Education Nationale l’année dernière, 474 Enseignants

Tra-boinan’ny rivo-doza Chedza eto Boeny: 3818 kilao no anjara fanampiana Téléthon ho azy ireo

Taorian’ny tolo-tanana nataon’ny Vahoaka Malagasy manerana ny Nosy  ho an’ireo tra-boina sy ireo tratran’ny Kere any Atsimo ny Sabotsy 07 Febroary 2015 teo,  dia nahazo ny anjarany ny Faritra Boeny ka ny Alakamisy 19 Febroary teo no tonga teto Mahajanga izany. Nanolotra izany taty an-toerana tamin’ny anaran’ny Fanjakana foibe ny solo-tenan’ny  BNGRC Atoa RASOLOARINJAKA Haja,