Monthly Archives: mars 2015

Vavaka iraisam-pinoana ho an’ny Mahery fon’ny 1947: “Andrimanitra no miantoka ny fahafahan’ny olony”

Maro ny Malagasy latsa-drà sy nanolotra ny ainy ho an’i Madagasikara ny 29 marsa 1947. Tsy navela handalo fotsiny ny fahatsiarovana io datin’andro manan-tantara ho an’i firenena io teto amin’ny Faritra Boeny. Natomboka ny Sabotsy 28 Masra 2015 ny fankalazana ka vavaka iraisam-pinoana  tao amin’ny EKAR Mahabibo  Saint François Xavier no nanamarihana azy. “Andrimanitra no

Coopération Boeny-JICA : conforme au PND

Une délégation de la JICA (Agence japonaise de coopération internationale),  conduite par son représentant à Madagascar, Mr Nishimoto Akira,  a effectué une visite de courtoisie auprès de la Région Boeny le vendredi 27 mars 2015. La délégation  a été reçue par le Chef du Cabinet Mr Hemedy dans son bureau au Bloc Administratif Ampisikina, Mahajanga.

Faritra Boeny: misy fanantenana ny fivelaran’ny tany ho rakotra Ala

Raha ny 21 mars no Andro iraisam-pirenena ho an’ny Ala, izay nomena loha-hevitra hoe Ala, Toetr’andro, Fiovaovan’ny toetr’andro, dia ny zoma 20 febroary 2015 no nomarihina izany ho an’ny teto Boeny. Fikojakojana, fihavana sy fanadiovana ny  manodidina ireo zanakazo isam-potony, miisa 17 000 izay novolena tamin’ny taom-panokafana ny fambolen-kazon’ny Faritra ny 04 febroary lasa teo,  no

Mahajanga: 1 629 ireo traboina no nanao asa-tànamaro atakalo sakafo

Vary, menaka, siramamy, voamaina sy savony ary fanadiovan-drano sur’eau no natolotra ireo traboina miisa 1 629 avy amin’ny Fokontany Mahavoky avaratra, Tsararano Anosikely, Tsararano Ambany sy Ambalavola ary Fiofio, ny 14 Martsa 2015,  teo anoloan’ny Biraon’ny Distrikan’i Mahajanga I, ho sandan’ny asa-tànamaro nataon’izy ireo. Fanesorana ireo loto tanaty tatatra sy nanerana ny tanàna, nandritry ny

Boeny-Afrika atsimo: ny fampandrosoana ara-toe-karena no voalohany eo amin’ny fiaraha-miasa

Tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny Lehiben’ny Faritra Boeny, Atoa Saïd Ahamad Jaffar ny masoivohon’i Afrika atsimo, Atoa Gert Grobler ny alarobia 18 martsa 2015 tao amin’ny Bloc Administratif Ampisikina Mahajanga. Novelabelarin’iry solontenam-panjakana malagasy avy hatrany ny zava-misy eto amin’ny Faritra. Anisan’izany ny fanana akora fototra maro fa ny vola enti-manodina azy ireny no tsy

Marc Tatandraza sy ny ekipany: nahazo fahafahana vonjimaika

Fahafahana vonjimaika mandra-piandry ny raharaham-pitsarana ny Alakamisy 07 May 2015. Io no tapaky ny tao amin’ny Fampanoavan’ny Fitsarana ambaratonga voalohany eto Mahajanga ny Alatsinainy 16 marsa 2015 rehefa  natolotry ny polisy mpanao famotorana ny fitsarana ny raharaha Fiangonana Ambasadaorin’ny Lanitra tarihin’Atoa Marc Tatandrazana,  izay notorian’ireo fianakaviana manana olana aminy. Tsiahivina fa ny Alarobia 11 Marsa

La Marche de la Francophonie a été effectuée dans l‘enthousiasme à Mahajanga

Comme dans toutes les grandes villes de Madagascar,  Mahajanga a également  effectué la « Marche de la Francophonie ».  Des agents de l’Etat,  des particuliers, des partenaires publics et privés, des associations,  se sont donnés rendez-vous à l’Hôtel de Ville  de bonne heure,  le matin du  dimanche 15 mars 2015. Le Directeur du Cabinet de la Région

Administrateurs civils eto Mahajanga: Tsy mipetrapetra-potsiny izahay

Nanantanteraka ny lanonana fifampiarahabana noho ny taona vaovao ny Fikambanan’ny Administrateur civil eto amin’ny Faritanin’i Mahajanga ny Talata 10 Martsa 2015 tao amin’ny Lapan’ny Faritra  Boeny, Mahajanga Be. “Olona notezaina tamin’ny asa ka tsy afaka mipetrapetraka fotsiny ny Administrateur civil fa mandray anjara amin’ny fampiodinana ny asam-panjakana.” Io  no fampatsiahivana nataon’Atoa Razafitsalama Gabriel, Filohan’ny Fikambanana

Fifanaovan-tsonia: haodina atao zezika ny diky eny amin’ny Station forestière Marohogo

Notanterahina tao amin’ny Lapan’ny tanànan’i Mahajanga, ny Alarobia 11 Martsa 2015, ny fanaovan-tsonia mikasika ny famindram-pitantanana ny ampahany amin’ny tanin’ny fikambanana katolika Don Bosco amin’ny Kaomina ambonivohitr’i Mahajanga. Ampahan-tany mirefy iray hekitara misoratra amin’ny fikambanana katolika Don Bosco miasa eto Mahajanga io natolotr’ity farany ny Kaomin’ny ambonivohitr’i Mahajanga io. Ao Marohogo, izay faritra harovana ao

CR Boeny : « le SRAT, un outil d’orientation pour les investisseurs »

Le Chef de Région Boeny Saïd Ahamad Jaffar a lancé hier, 11 mars 2015, officiellement l’élaboration du Schéma Régional d’Aménagement du Territoire (SRAT) devant les responsables des Services Techniques Décentralisés et des Partenaires Techniques et Financiers (PTF), qui étaient au nombre de 77, dans les locaux de la Région au Bloc Adminitratif Ampisikina Mahajanga. Pour