Daily Archives: 13 mars 2015

Ministeran’ny Harena anaty rano sy ny Jono: …tsy laharam-pahamehana ny fampidirana mpiasa ho lasa mpiasam-panjakana…

Tao anatin’ny lanonana fifampiarahabana ny fahatratrarana ny taona 2015 notanterahin’ny Foibem-paritry ny Ministeran’ny Harena anaty rano sy ny Jono eto Boeny, tao amin’ny trano fisakafoanana Zahamotel La Corniche Mahajanga, ny 27 febroary 2015 no nanaovan’ny Ministra tompon’andraikitra loa-bary an-dasy ho an’ireo mpiara-miasa rehetra miankina na tsy miankina mivantana amin’ny departemantany aty amin’ny Faritra Boeny. Anisan’ny

Une nouvelle stratégie vient d’être adoptée par le BIANCO dans sa lutte contre la corruption.

La branche territoriale du BIANCO Mahajanga a donné un point de presse le mardi 10 mars 2015 à la Villa Baobab Mahajanga Be. Le pourquoi de ce point de presse est que: à partir de ce jour, cette institution anti-corruption informera sur les résultats du traitement des dossiers d’investigation. Cela,  suite aux maintes demandes qu’on

Andro ratsy taty amin’ny faritra andrefana: niakatra be ny rano teto Mahajanga, nahatratra 1500 ny traboina

Vokatry ny filatsahan’ny rotsak’orana nifanesy ny Alahady 08 marsa tontolon’ny andro, nitohy ny alin’iny tontolo  ary ny  tapak’andro maraina tontolon’ny Alatsinainy 09 marsa dia niakatra fatratra ny rano teto Mahajanga. Maro araka izany ireo traboina  ka toy izao ny antotan’isa voaray tamin’ny fitsidihana notanterahin’Atoa Lehiben’ny Faritra Boeny  Saïd Ahamad Jaffar  teny an-toerana io maraina io.