Daily Archives: 18 mars 2015

Marc Tatandraza sy ny ekipany: nahazo fahafahana vonjimaika

Fahafahana vonjimaika mandra-piandry ny raharaham-pitsarana ny Alakamisy 07 May 2015. Io no tapaky ny tao amin’ny Fampanoavan’ny Fitsarana ambaratonga voalohany eto Mahajanga ny Alatsinainy 16 marsa 2015 rehefa  natolotry ny polisy mpanao famotorana ny fitsarana ny raharaha Fiangonana Ambasadaorin’ny Lanitra tarihin’Atoa Marc Tatandrazana,  izay notorian’ireo fianakaviana manana olana aminy. Tsiahivina fa ny Alarobia 11 Marsa

La Marche de la Francophonie a été effectuée dans l‘enthousiasme à Mahajanga

Comme dans toutes les grandes villes de Madagascar,  Mahajanga a également  effectué la « Marche de la Francophonie ».  Des agents de l’Etat,  des particuliers, des partenaires publics et privés, des associations,  se sont donnés rendez-vous à l’Hôtel de Ville  de bonne heure,  le matin du  dimanche 15 mars 2015. Le Directeur du Cabinet de la Région

Administrateurs civils eto Mahajanga: Tsy mipetrapetra-potsiny izahay

Nanantanteraka ny lanonana fifampiarahabana noho ny taona vaovao ny Fikambanan’ny Administrateur civil eto amin’ny Faritanin’i Mahajanga ny Talata 10 Martsa 2015 tao amin’ny Lapan’ny Faritra  Boeny, Mahajanga Be. “Olona notezaina tamin’ny asa ka tsy afaka mipetrapetraka fotsiny ny Administrateur civil fa mandray anjara amin’ny fampiodinana ny asam-panjakana.” Io  no fampatsiahivana nataon’Atoa Razafitsalama Gabriel, Filohan’ny Fikambanana

Fifanaovan-tsonia: haodina atao zezika ny diky eny amin’ny Station forestière Marohogo

Notanterahina tao amin’ny Lapan’ny tanànan’i Mahajanga, ny Alarobia 11 Martsa 2015, ny fanaovan-tsonia mikasika ny famindram-pitantanana ny ampahany amin’ny tanin’ny fikambanana katolika Don Bosco amin’ny Kaomina ambonivohitr’i Mahajanga. Ampahan-tany mirefy iray hekitara misoratra amin’ny fikambanana katolika Don Bosco miasa eto Mahajanga io natolotr’ity farany ny Kaomin’ny ambonivohitr’i Mahajanga io. Ao Marohogo, izay faritra harovana ao

CR Boeny : « le SRAT, un outil d’orientation pour les investisseurs »

Le Chef de Région Boeny Saïd Ahamad Jaffar a lancé hier, 11 mars 2015, officiellement l’élaboration du Schéma Régional d’Aménagement du Territoire (SRAT) devant les responsables des Services Techniques Décentralisés et des Partenaires Techniques et Financiers (PTF), qui étaient au nombre de 77, dans les locaux de la Région au Bloc Adminitratif Ampisikina Mahajanga. Pour