Daily Archives: 19 mars 2015

Mahajanga: 1 629 ireo traboina no nanao asa-tànamaro atakalo sakafo

Vary, menaka, siramamy, voamaina sy savony ary fanadiovan-drano sur’eau no natolotra ireo traboina miisa 1 629 avy amin’ny Fokontany Mahavoky avaratra, Tsararano Anosikely, Tsararano Ambany sy Ambalavola ary Fiofio, ny 14 Martsa 2015,  teo anoloan’ny Biraon’ny Distrikan’i Mahajanga I, ho sandan’ny asa-tànamaro nataon’izy ireo. Fanesorana ireo loto tanaty tatatra sy nanerana ny tanàna, nandritry ny

Boeny-Afrika atsimo: ny fampandrosoana ara-toe-karena no voalohany eo amin’ny fiaraha-miasa

Tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny Lehiben’ny Faritra Boeny, Atoa Saïd Ahamad Jaffar ny masoivohon’i Afrika atsimo, Atoa Gert Grobler ny alarobia 18 martsa 2015 tao amin’ny Bloc Administratif Ampisikina Mahajanga. Novelabelarin’iry solontenam-panjakana malagasy avy hatrany ny zava-misy eto amin’ny Faritra. Anisan’izany ny fanana akora fototra maro fa ny vola enti-manodina azy ireny no tsy