Monthly Archives: mars 2015

“Manafoana ny elanelana ny fitiavana” hoy ny FFKM

Notontosaina tao amin’ny Eklesia Episkopaly Malagasy Santa Lioka tao Manga Mahajanaga ny fandraisana ny anaran’ireo tompon’andraikitra ara-panjakana, mpanao politika sy ny mpitondra fivavahana samy hafa ary ny fikambanana isan-karazany, izay handray anjara amin’ny dinika fampihavanam-pirenena sy ny fanorenana Madagasikara vaovao, ny 01 Martsa 2015.  Nampiarahina tamin’ny fotom-pivavahana iraisampinoana izany, izy notarihin’ny FFKM avy eto amin’ny

Famindram-pibaikoana ara-miaramila

Lanonana famindram-pibaikoana ara-miaramila isan’ambaratonga andiany roa no notanterahina teto amin’ny Faritany miaramila faha-IV, teo amin’ny Arabe Poincaré,  Mahajanga Be, ny zoma 27 febroary 2015. Manamboninahitry ny Tafika  maromaro no nitarika sy nanome voninahitra ny lanonana, izay nahitana ny Jly Razafimanantsoa Samuel, nisolo-tena ny Lehiben’ny Etamazaoron’ny Tafika Malagasy, ny Jly Razafindrakoto Lantoarinjaka komandin’ny Hery Fampandrosoana,  ny