Daily Archives: 15 avril 2015

Mahajanga: tsy misy olana intsony ny Oniversite

Milamina ankehitriny ny Oniversiten’i Mahajanga, profon’izany ny famoahany ireo mpianatra miisa 452, mizara andiany roa,  avy ao amin’ny  Ivon-toeram-pampianarana ambony momba ny Fitantanana na IUGM (Institut Universitaire de Gestion et de Management) ny faran’ny herinandro teo, teto Mahajanga. Ny andiany Volamahitsy izay nivondronan’ireo mpianatra taona faha-2 miisa 319 nahavita ny «Formation Théorique Académicienne» ary nahazo

RERE, sokatra tsy manam-paharoa: nahomby ny ezaka fikajiana azy ireo haharitra aina

Ny Zoma 27 Martsa 2015 lasa teo dia nalefa tao amin’ny farihin-dRavelobe Ampijoroa, izay ao anatin’ny Valan-javaboarim-pirenena ao Ankarafantsika amin’ny lalam-pirenena faha-4  ireo zana-tsokatra an-dranomamy Rere miisa 114. Tsiahivina fa ny Rere dia sokatra an-dranomamy lehibe indrindra amin’ireo misy eto Madagasikara. Tsy hita raha tsy amin’ireo dobo sy renirano aty @ faritra andrefana manomboka any

Mahajanga : une destination incontournable pour les touristes de croisière

En deux semaines, deux paquebots de croisière, pavillons battant Bahamas,  ont successivement fait escale au Port de Mahajanga pour des visites touristiques. Le premier, le navire  Silver Whisper et le second, le navire du National Geographic Orion, transportant des centaines de touristes européens et américains  à bord,  jetaient l’ancre pour une journée, respectivement  le 28

Santé dans le Boeny : faire mieux avec le peu

Mahajanga a célébré la Journée mondiale de la Santé le 07 avril 2015 sous le thème « La sécurité sanitaire des aliments » choisi par le Ministère de tutelle. La cérémonie de la célébration a été ouverte par une grande marche pour la Santé autour de la ville, initiée par la Direction Régionale de la Santé et