Daily Archives: 16 juin 2015

Paositra malagasy: “mivoatra ary afaka mifaninana amin’ny sehatra tsy miankina”

“Mampiditra teknolojia vaovao ao anatin’ny fomba fiasa ny Paositra Malagasy ankehitriny ka afaka mifaninana amin’ny tsy miankina ary mampiroborobo ny sehatra ara-barotra”. Hoy ny Tale jeneralin’ny Paositra,  Razafimanantsoa Stéphanoel Richard nandritra ny atrik’asa iraisam-paritany notanterahin’ireo mpiasan’ny Paositra eto Mahajanga sy ireo avy any  Antsiranana tany amin’ny Zahamotel Amborovy ny Alatsinainy 15 jona 2015. Jeri-todika ny