Monthly Archives: octobre 2015

CIRGN de Mahajanga : des résultats palpables enregistrés ces derniers mois

Un point de presse s’est tenu au camp de la gendarmerie Col Jean Philippe Mahajanga Be le mardi 20 octobre 2015. Le Colonel Rabearison Charles, commandant la CIRGN de  Mahajanga a procédé ainsi pour informer la population que malgré les risques qui subsistent, surtout dans les zones rurales, les éléments de la gendarmerie de la

Commune urbaine de Mahajanga: passation conclue sous le signe de la fraternité entre le PDS et le nouveau Maire

La cérémonie de passation entre le PDS sortant, Mr Maeva Portos et le Maire  nouvellement élu,  Mr Andriatomanga Mockhtar Salim s’est effectuée à l’Hôtel de Ville de Mahajanga dans la matinée du mercredi 14 octobre 2015. Une cérémonie brève mais très significative pour la population majungaise,  venue nombreuse pour l’occasion. Avant de procéder aux différentes

La Région Boeny valorise l’hygiène et l’assainissement dans sa stratégie de développement

Comme partout dans le monde, la Région Boeny a célébré la journée mondiale du lavage des mains avec du savon.  La cérémonie officielle s’est déroulée à l’EPP Barday Ampasika Mahajanga dans la matinée du jeudi 15 octobre 2015. Les organisateurs ont choisi cet établissement du fait qu’il répond exactement aux trois messages clefs du Diorano

«Madagascar World Voice» ao Belobaka: tombony ho an’i Boeny ny fisiany

Hanaovana andrana voalohany miainga avy ao amin’ny kaominina Belobaka, ao Mahajanga II ny onjampeo amerikana «Madagascar World Voice » na MWV eny Amparemahitsy manomboka ny volana Martsa 2016. Io no vaovao nampitain’Atoa Kevin Chambers, filoha Lefitry ny injeniera avy amin’ny “World Christian Broadcasting”, misahana ny MWV ao Etazonia, tamin’ny Lehiben’ny Faritra Boeny, Atoa Saïd Ahamad Jaffar.

Fihaonambe momba ny fampatoriana sy fameloman’aina: mpitsabo 400 no niatrika izany

Notontosaina tao amin’ny hotely Les Roches Rouges Mahajanga, ny 01 sy 02 Oktobra 2015 ny Fihaonambe faha efatra momba ny fampatoriana sy fameloman’aina. Nahatratra 400 ireo mpitsabo isan-tsokajiny nandray anjara. Fampahafantarana ny voka-pikarohana mikasika fitsaboana ny rà sy ny lalan-drà, ny taovam-pisefoana, ny dona, ny fanaintainana, ny vokatry ny otrik’aretina sy ny fanapoizinana, ny fampatoriana,

Raikitra ny ady amin’ny ny fampiasana harona plastika

Ho fampiharana ny didy lah. faha 2014-1587 mikasika ny fandraràna famokarana, fanafàrana, fivarotana ary fampiasana ny harona plastika eto Madagasikara  manomboka anio Alakamisy 01 oktobra 2015,  dia nisy fivoriana niarahan’ny Sampandraharaham-paritry ny Tontolo iainana na  DREEMF sy ny Faritra Boeny nanatontosa ny Alarobia 30 septambra 2015 tao amin’ny Bloc administratif Ampisikina. Nandray anjara tamin’izany ny

Angovo azo havaozina: mahomby ho fitantanana maharitra ny harena voajanahary

Notanterahina ny 29 Septambra 2015 tao amin’ny Tranoben’ny Varotra sy Indostria eto Mahajanga ny fananganana ny Vovonam-paritra fifanakalozana traikefa momba ny angovo azo havaozina na ny PREEB (Plateforme régionale d’échange sur l’énergie biomasse) eto Boeny. Ny fikambanana mpiaro ny tontolo iainana Komanga Mahajanga no tompon-kevitra tamin’ity fananganana vovonana ity. Nasainy tamin’izany ireo mpikirakira sy mpamokatra