Monthly Archives: février 2016

Région militaire n°4 Mahajanga: passation de commandement

Le Chef de Région Boeny Saïd Ahamad Jaffar a félicité les deux Généraux de Brigade, Etona Avilaza Robert Bellarmin, commandant la Région Militaire numéro 4 sortant, et son successeur, Johnson Andrianantenaina, nouveau commandant entrant, lors de la cérémonie de passation de commandement entre les deux, qui s’est tenue au bord de la mer de Mahajanga

Angonoky tratra tao Namakia

Sokatra Angonoky iray efa maherin’ny telo-polo taona, saika nisy hanondrana no tratran’ny mpitandro filaminana tao Namakia ny Alakamisy 18 febroary lasa teo. Ireo avy ao amin’ny borigadin’ny zandary ao Namakia, distrikan’i Mitsinjo no nahatratra ity sokatra ity. Gony iray nisy nanipy amoron-dàlana no hitan’ireo mpitandro filaminana nanao fisafoana. Rehefa nosavaina io gony io dia sokatra

Photos reboisement 2015-2016

    

Boeny: mitombo an’isa ny mpampianatra sy ny efitrano fianarana

Mpampianatra  FRAM miisa 1219 no hahazo fifanarahana arak’asa, efitrano fianarana miisa 400 no haorina ao amin’ny EPP Cité Tsaramandroso ambany eto Mahajanga. Ireo no voalazan’ny  Talem-Paritry ny Fanabeazam-Pirenena eto Boeny  tamin’ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny andron’ny sekoly, ny alarobia 17 febroary 2016 izay natao tao amin’ny Ecole normale  Mahabibo Mahajanga. Ankoatr’ireo dia efitrano fianarana

Reboisement base du développement durable

L’ouverture officielle de la campagne du reboisement 2015-2016 dans la région Boeny s’est effectuée le vendredi 05 Février  2016 à la station forestière de Marohogo dans la commune rurale de Belobaka, district de Mahajanga II. A cette occasion, sur une superficie de 10 ha,  13 000 pieds d’ananambo, d’acacia et d’eucalyptus ont été plantés par des

Boeny: mitaraina ireo Ben’ny tanàna mahakasika ny mpitandro ny filaminana

Tonga niarahaba ny Lehiben’ny Faritra Boeny Saïd Ahamad Jaffar mivady nahatratra ny taona 2016 tao amin’ny Lapan’ny Faritra eny amin’ny La Corniche  ny Sabotsy 30 janoary 2016 ireo Ben’ny tanàna 27 avy amin’ny Distrikan’I Mahajanga II, Marovoay, Ambatoboeny, Soalala ary Mitsinjo. Nitondra fitarainana tamin’ny alàlan’ny Filohan’ny Fikambanan’ny Ben’ny Tanàna izy ireo izay  sady Ben’ny Tanànan’ny

Boeny: hiena 80% ny halatr’omby ao anatin’ny 2 volana

Ny tompon’andraikim-panjakana eto amin’ny Faritra Boeny dia nanao fivoriana ho fanatsarana ny fomba fiasa ao anatin’ny làlam-pihariana omby tao amin’ny hotely Les Roches Rouges Mahajanga ny zoma 29 janoary 2016. Ny Prefktiora no nitarika ny fotoana ka nilazany fa tokony hiena hatrany amin’ny 80% ny halatr’omby hatramin’ny volana martsa raha toa ka harahina an-tsakany sy

Boeny : nivahiny andro vitsy ny Governoran’ny Banky Foiben’I Madagasikara

Nanatanteraka fitsidihana amin’ny fomba fanajàna ny  Lehiben’ny faritra Boeny  Saïd Ahamad Jaffar, tao amin’ny toeram-piasany Ampisikina Mahajanga ny Governoran’ny Banky Foiben’I Madagasikara, Rasolofondraibe Alain Hérvé ny alakamisy lasa teo. Teo no nilazan’ny Governora fa mihena hatrany ny vola ampiasaina eo anivon’ny Banky Foibe. Ny antony hoy izy dia tsy misy firy ny famoronana harena ka

Mahajanga: nanolotra kidoro 15 ho an’ireo zaza kamboty ny fikambanana « Tsingetsetsy »

Nanolotra kidoro miisa 15 ho an’ireo zaza 15 ao amin’ny Akany fitaizana zaza kamboty Mangarivotra Mahajanga ny Alakamisy 28 janoary 2016 ny fikambanana “ Tsengitsetsy” izay tarihin-dRtoa vadin’ny lehiben’ny faritra, Tsiazonangoly Josiane niaraka tamin’ny fikambananan’ny Karana eto Mahajanga. Ny Kaominin’i  Mahajanga no miahy mivantana ny fampandehanana ny Akany.  Marihina fa nisy naka avokoa na ny

Mahajamba: manara-maso akaiky ny fandefasana ny fanampiana ny Lehiben’ny faritra boeny

Manoloana ny fahavoazana mahazo ireo olona 3000 avy amin’ny fokontany 05 ao amin’ny Kaominina Mahajamba, Distrikan’i Mahajanga II, vokatry ny tondra-drano, izay tsy mbola nisy toy izany hoy ireo tra-boina,  dia nandefa fanampiana haingana tany an-toerana ny Lehiben’ny Faritra Boeny SAÏD Ahamad Jaffar. Marihana fa velaran-tany fambolena 3 500ha no difotry ny rano. Seau miisa 200,