Monthly Archives: mars 2016

JM Eau à Boeny : la bonne gestion de l’eau générera de l’emploi

Pour la Région Boeny, la célébration de la journée mondiale de l’Eau s’est effectuée à l’EPP Antanambao Sotema Mahajanga,  le Mardi 22 mars 2016. Pour marquer cette journée, la remise des documents officiels faisant office de cahiers des charges sur la gestion des blocs sanitaires et lavoirs aux 15 associations œuvrant pour la gestion de

Boeny: am-perin’asa amin’izay ny Vovonan’ny seha-pihariana Lojy

Ho voafehy tanteraka amin’izay ny seha-pihariana Lojy na Mainty maso na Black eyes eto amin’ny faritra Boeny. Ny volana febroary 2016 no nivoaka ny lalànam-paritra mikasika ity seha-pihariana Lojy ity. Lalàna izay mamaritra ireo fitsipika tokony harahina, ny fanatanterahana ny paik’adim-paritra ary mandrindra ny fifandraisan’ireo samy mpisehatra. Ny alakamisy 18 martsa 2016 teo kosa, ny

Tetik’asa BVPI /PHRD Boeny: nahazoam-bokatra ireo sehatr’asa fanombohana

Nidina ifotony  tao amin’ny kaomina Ankazomborona, Distrikan’I Marovoay, ny Alakamisy 17 martsa ny Talen’ny fampandrosoana ny faritra sy ny avy ao amin’ny Foibem-paritry ny fampiroboroboana ny fambolena eto Boeny,  nijery ny fampiharana ny tetik’asa BVPI /PHRD (Bassins Versants Périmetres Irrigués / Policy and Human Resources Development) sy namantatra ireo  vokatra azo tamin’ny taona 2014-2015. Tsiahivina fa

Boeny: un nouveau Commandant à la tête de la CIRGN de Mahajanga

Avoir démantelé le réseau de blanchiment des vols de bovidés à Mahajanga, ayant démasqué un patrôn’aomby dans une de ces affaires à Ankazomborona Marovoay, puis débusquer dernièrement sur une autre plus épineuse à Maevatanana, le Commandant de la circonscription de la gendarmerie nationale de Mahajanga, le Colonel RABEHARISON Charles est désormais affecté à un autre

Boeny: Fangatahana ny hampiharana avy hatrany ny didy 2015-014 momban’ny fiarovana ny zon’ny mpanjifa

Nankalaza ny andro maneran-tany ho an’ny Zon’ny mpanjifa ny teto Mahajanga ny Talata 15 martsa 2016 tao amin’ny Tranoben’ny Kolotsaina. Natao izany mba hisian’ny fiaraha-miasa eo amin’ny fanjakana sy ny mpanjifa amin’ny tokony hampiharana amin’izay ny lalàna 2015–014 momba ny fiarovana ny Zon’ny mpanjifa ary mba hametrahana ny politika mazava mikasika ny fanjifana. Filaharana mamakivaky

Boeny: zaza miisa 35 900 no hatao vaksiny Polio

35 900 no isan’ireo zaza tratrarina ho atao vaksiny miaro amin’ny lefa-kozatra eto amin’ny faritra Boeny ao anatin’ny dimy andro, mandritra ny hetsika fiarovana amin’ny lefa-kozatra. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 14 martsa 2016 tao amin’ny CSB Mahabibo Mahajanga ny hetsika faha fito fanamafisana ny andron’ny vaksiny Polio ho an’ny faritra Boeny, izay karakarain’ny Ministeran’ny

La coopération entre Maires et le Chef de Région est indispensable

La première réunion périodique des Collectivités territoriales décentralisées dans la région Boeny  s’est tenue le vendredi 11 mars 2016 au Bloc admnistratif à Ampisikina. Le Chef de la Région Boeny assisté par son staff technique  et la direction régionale des Impôts d’un côté,  les 46 Maires avec leurs Secrétaires Trésoriers Comptables respectifs de l’autre, se

8 Mars en photos

Femmes, vous êtes épouses et mères, demandez de l’amour à Dieu pour le partager ensuite aux autres, car ce geste nous rend fortes

« Femmes, vous êtes épouses et mères, demandez de l’amour à Dieu pour le partager ensuite aux autres, car ce geste nous rend fortes ». Voilà comment a exhorté la Prêtresse du METM de Mahajanga toutes les femmes de Boeny à la Maison de la Culture. La célébration de la journée internationale de la femme du 08

Formation professionnelle duale : « efficace »

La formation professionnelle duale (FPD), initiée par la Chambre de Commerce et d’Industrie de Mahajanga depuis 10 ans, est considérée par les opérateurs économiques locaux comme « efficace » en totalité. Cela du fait de son système de 20% de formation théorique dispensées à la chambre consulaire, et les 80% de formation pratique se déroulant en entreprise.