Daily Archives: 16 mars 2016

Boeny: zaza miisa 35 900 no hatao vaksiny Polio

35 900 no isan’ireo zaza tratrarina ho atao vaksiny miaro amin’ny lefa-kozatra eto amin’ny faritra Boeny ao anatin’ny dimy andro, mandritra ny hetsika fiarovana amin’ny lefa-kozatra. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 14 martsa 2016 tao amin’ny CSB Mahabibo Mahajanga ny hetsika faha fito fanamafisana ny andron’ny vaksiny Polio ho an’ny faritra Boeny, izay karakarain’ny Ministeran’ny

La coopération entre Maires et le Chef de Région est indispensable

La première réunion périodique des Collectivités territoriales décentralisées dans la région Boeny  s’est tenue le vendredi 11 mars 2016 au Bloc admnistratif à Ampisikina. Le Chef de la Région Boeny assisté par son staff technique  et la direction régionale des Impôts d’un côté,  les 46 Maires avec leurs Secrétaires Trésoriers Comptables respectifs de l’autre, se