Daily Archives: 25 mars 2016

JM Eau à Boeny : la bonne gestion de l’eau générera de l’emploi

Pour la Région Boeny, la célébration de la journée mondiale de l’Eau s’est effectuée à l’EPP Antanambao Sotema Mahajanga,  le Mardi 22 mars 2016. Pour marquer cette journée, la remise des documents officiels faisant office de cahiers des charges sur la gestion des blocs sanitaires et lavoirs aux 15 associations œuvrant pour la gestion de

Boeny: am-perin’asa amin’izay ny Vovonan’ny seha-pihariana Lojy

Ho voafehy tanteraka amin’izay ny seha-pihariana Lojy na Mainty maso na Black eyes eto amin’ny faritra Boeny. Ny volana febroary 2016 no nivoaka ny lalànam-paritra mikasika ity seha-pihariana Lojy ity. Lalàna izay mamaritra ireo fitsipika tokony harahina, ny fanatanterahana ny paik’adim-paritra ary mandrindra ny fifandraisan’ireo samy mpisehatra. Ny alakamisy 18 martsa 2016 teo kosa, ny