Formation professionnelle duale : « efficace »

La formation professionnelle duale (FPD), initiée par la Chambre de Commerce et d’Industrie de Mahajanga depuis 10 ans, est considérée par les opérateurs économiques locaux comme « efficace » en totalité. Cela du fait de son système de 20% de formation théorique dispensées à la chambre consulaire, et les 80% de formation pratique se déroulant en entreprise.

Le Chef de Région Boeny Saïd Ahamad Jaffar a déclaré, lors de la sortie de la 10e promotion « Matotra » qui regroupe 25 étudiants, dont 7 ont suivi une formation en Tourisme et Hôtellerie et le reste en Secrétariat, que la Région est disponible pour recruter des stagiaires en vue de faciliter l’entrée des étudiants dans le monde du travail.

SONY DSC

La promotion de l’Emploi est l’une des fers de lance du Chef de Région actuel dans sa politique de développement régional.  En effet, depuis 3 ans, quatorze stagiaires ont pu bénéficier des formations au sein du bureau de la Région Boeny.

Des certificats de mérite ont été distribués à l’endroit des formateurs et entreprises qui ont travaillé en étroite collaboration avec la Chambre de Commerce et d’Industrie de Mahajanga lors de cette cérémonie où l’on a vu les présences respectives du 1erAdjoint au Maire de la Commune urbaine de Mahajanga, Emilson Ravelomanantsoa, et le Coordonateur Régional du PROSPERER Boeny.

 

SONY DSCSONY DSC

Formation Professionnelle duale CCI Mahajanga : matotra ny fampiofanana

Notanterahina ny alakamisy 03 Marsa 2016 ny famoahana sy fizarana mari-pakasitrahana ho an’ireo mpianatra nanaraka fiofanana arak’asa Duale tao amin’ ny Tranoben’ny Varotra sy ny Indostria eto  Mahajanga.

Mpianatra andiany faha-folo no navoaka, nisalotra ny anarana hoe Matotra.  Miisa 25 izy ireo no nomena mari-pakasitrahana. Fito tamin’izay no niofana mikasika ny fizahan-tany sy ny fandraisambahiny  Ny ambiny momba ny asa fitanana an-tsoratra.

Efa folo taona izao no nisian’ny Formation Professionnelle Duale (FPD) teto Mahajanga. Ary mandritra ny folo-volana ny faharetan’ny fiofanana ao aminy. Tsy mifidy taona ary olona manana mari-pahaizana bakalorea na tsia dia  afaka miditra ao. 20 000ariary isam-bolana kosa ny saram-piofanana.

Nanatrika ity lanonana roa sosona, faha-folo taona sy famoahana andiany, ity  ny Lehiben’ny Faritra Boeny Atoa Saïd Ahamad Jaffar  sy ny Lefitra voalohan’ny Ben’ ny tanànan’I Mahajanga ary ireo mpandraharaha ara-toekarena eto an-toerana.

SONY DSC

Ireto farany dia nahatsapa tokoa fa matotra ny fiofanana atolotry ny FPD noho ny fizotrany hoe 80% dia miompana amin’ny fianaran-draharaha avy hatrany eny anivon’ny orin’asa ary 20% dia natokana ho an’ny fiofanana an-tsoratra.

Ankoatra izay dia notolarana mari-pakasitrahana koa ireo talen’ny orin’asa miankina sy tsy miankina ary ireo mpampiofana rehetra izay nampiodina ny FPD nandritra izay folo taona nanofanany izay.