Monthly Archives: avril 2016

Le tourisme à Boeny : à une période pas trop grave mais plutôt inquiétante

En vue de promouvoir la filière tourisme dans la région, l’Office Régional du Tourisme Boeny a organisé une soirée dédiée à tous les opérateurs touristiques intervenant à Mahajanga le soir du samedi 23 avril 2016 à l’hôtel les Roches Rouges. C’est un événement innovateur pour la région selon le PCA de l’ORTB, qui compte le

Mahajanga: Zandary mpiana-draharaha vaovao 162 no navoaka

“Fitsipi-pifehezana sy firaisan-kina no teny filamatra ezahinay apetraka” Hoy ny Komandin’ny CIRGN Mahajanga, ny Kly Mananga Jean Manasse raha niara-nankalaza tamin’ireo namany manerana ny Nosy tamin’ny famoahana ireo Zandary  andiany faha 71 ny 22 aprily 2016 teto Mahajanga ny zoma lasa teo,  tao amin’ny toby Kolonely Jean Philippe Mahajanga be. Andiany faha-71 tao amin’ny sekolin’ny

L’amélioration qualitative de l’économie dépend du développement local

Deux ateliers de consultation en vu de l’élaboration des Schémas Régionaux de l’Aménagement du Territoire  (SRAT) de  Boeny se sont  tenus pour, respectivement,  les districts de Mahajanga II les 19 et 20 Avril à l’hôtel le Coc Lodge Mahajanga et de Marovoay  les 21 et 22 avril 2016 au Collège catholique du lieu. Le SRAT

Mahajanga : Une grande délégation du gouvernement à l’inauguration du lycée catholique Victoire Rasoamanarivo Tsararano

Vu que la première promotion du Collège Victoire Rasoamanarivo passera l’examen BEPC cette année, la paroisse de tutelle  a  pris la décision de construire un nouveau bâtiment pour un lycée afin que les collégiens puissent continuer leurs études dans les mêmes esprits et discipline d’un côté et dans de meilleures conditions pédagogiques possibles de l’autre.

Boeny: ho ampiharina amin’ny fomba hentitra ny lalànam-paritra mikasika ny saribao

250 hatramin’ny 300 ha ny velaran’ala ripalka atao saribao isan-taona eto Boeny araka ny antontan’isa nomen’ny Talem-paritry ny Tontolo iainana sy ny Ekolojia, ny Ranomasina ary ny Ala (DREEMF) eto an-toerana, Rtoa Rakotoarimanana Josette. Efa manaonao foana ireo mpanao saribao ankehitriny hoy kosa ny Ben’ny Tanànan’Ambondromamy vaovao, fa tato anatin’ny valo taona izao dia ripaka

Mahajanga: Fankalazana ny andron’ny Zandarimariam-pirenena

“Fahatokisan’ny mpiara-belona ny zandary, no tanjona ezahinay apetraka” Hoy ny Komandin’ny CIRGN Mahajanga, ny Kly Mananga Jean Manasse raha niara-nankalaza tamin’ireo namany manerana ny Nosy ny andron’ny 01 aprily ny Zandarimariam-pirenena teto Mahajanga ny zoma lasa teo,  tao amin’ny toby Kolonely Jean Philippe Mahajanga be. Filaharana namakivaky ny tanàna niarahan’ireo zandary am-perinasa eto an-toerana sy

29 martsa teto Mahajanga: ny tantara tsy fanadino hoy ireo Bekotromaroholatra

Fitoam-pivavahana iraisam-pinoana tao amin’ny EKAR Mahabibo, nanandratana vavaka ho an’ny Tanindrazana, fametrahana fehezam-bonikazo teo anoloan’ny 29 martsa 1947 teo Mahabibo.  Fampiratiana ireo sary mirakitra tantara nialohavana hira sy tonokalo manindrahindra ny fitiavan-tanindrazana ary fandefasana horonan-tsary,  tao amin’ny Tranoben’ny Kolotsaina Mahajanga,  nampitamberina ireo ady natrehan’ireo mpitolona mahery fo. Ireo no hetsika notanterahana teto andrenivohitr’I Boeny nankalazana

Trafic de tortues Angonoky : Durrell Madagascar lance un SOS!

De 45 tortues Angonoky  il y a eu des années, puis diminuer de 05 à 01 individus depuis 2014, et actuellement aucune tortue dénichée durant une fouille de huit jours, par kilomètre carré, au sein même de son habitat naturel, lequel s’étend sur 56 000ha.   Une situation de détresse déclarée par Mr Andriamidôla, représentant de