Daily Archives: 11 mai 2016

Coopération fluide entre le Secours populaire français et la Commune rurale d’Ambolomoty

L’eau c’est la vie, et nous vous sommes reconnaissants d’offrir à notre population un peu de la vie. Telle était l’expression de gratitude du Chef de la Région Boeny, Mr Saïd Ahamad Jaffar à l’attention des bailleurs des nouvelles  infrastructures d’adduction d’eau  construites  dans le chef lieu de la Commune rurale d’Ambolomoty, District de Marovoay.

Mahajanga: Angonoky hatrany, Angonoky foana no atao lasibatra

Tra-tehak’ireo mpitandro filaminana misahana ny morontsirakan-dranomasina teny amin’ny Fokontany Aranta,  kaomina ambonivohitr’I Mahajanga ny olona iray  mpandray sokatra Angonoky. Nentiny lakana niainga avy any Soalala io biby io ny alin’ny alahady 08 May 2016. Noho ny tany midadasika dia tsy kely làlana ny mpanao ratsy hoy ny Kapiteny Fanomezanjanahary Edmile, Komandin’ny kaompanian’ny zandary miasa amin’ny

Vokovoko mena Mahajanga: na aiza na aiza, ho an’ny rehetra

Toy ireo Vokovoko mena rehetra dia nankalaza ny andro maneran-tany ihany koa ny  ny teto Mahajanga. Naroso ny asabotsy 07 may 2016 ny fankalazana raha toa ka ny 08 may no daty voatondron’ny Firenena mikambana ho amin’izany. Fametrahana fehezam-bonikazo manoloana ny tsangambaton’I Atoa Henry Dunant mpanorina ny Vokovoko mena, fizarana kilalao sy vato mamy ho