Daily Archives: 18 mai 2016

Oniversiten’i Mahajanga: nifanafika ny samy mpianatra

4 naratra, 02 voasambotra. Trano fonenan’ny mpianatra roa no may. Ireo no vokatry ny fifanafihan’ny samy mpianatra teny amin’ny Campus universitaire an’i Mahajanga teny Ambondrona androany Talata 17 mai tokony  ho tamin’ny 11 ora maraina teo. Raha ny angom-baovao azo dia fifandirana teo amin’ny fikambanan’ny mpianatra avy eto Mahajanga sy ny mpianatra avy ao Mandritsara,

Reconquérir la renommée des athlètes de Boeny

Pour la Grande Île, la célébration de la journée mondiale de l’athlétisme s’est ténue à Mahajanaga le samedi 14 mai 2016 au Stade Rabemananjara. Une course pédestre sillonnant la ville de Mahajanga,  menée par le Chef de la Région Boeny Saïd Ahmad Jaffar, une démonstration des Kids  athlétics suivie de compétitions des catégories cadette et