Monthly Archives: juin 2016

Boeny: navoaka ny andiany faharoa tao amin’ny Ivo-toerana fiofanana ho an’ ny Vehivavy eto Mahajanga

Navoaka tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy 23 jona 2016 ireo vehivavy miisa 60 nandrato fianarana tao amin’ny ivo-toerana fiofanana arak’asa ho an’ny vehivavy eny Mangarivotra, izay andian’ny faha-roa misalotra ny anarana «  VONONA ». Marihina fa fanomezana avy amin’ny vadin’ny filoham-pirenena, Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina ity trano fiofanana arak’asa ity, tamin’ny 22 mai 2015. Efa feno heritaona ny

Fetim-pirenena: fizarana sakafo nataon’ny Lehiben’ny Faritra Boeny

Ankoatra ny fanomezana sakafo ho an’ny mpiasan’ny Faritra isan-taona, izay nahitana vary, menaka ary hena natao ny Zoma 24 jona teny amin’ny Lapan’ny Faritra Mahajanga Be dia, tsy nanadino ireo olona marefo ihany koa ny Lehiben’ny Faritra Boeny, Atoa Saïd Ahamad Jaffar, ka nahatsiaro manokana ireo voafonja, beantitra sy kamboty ary ireo zaza mania. Araka

Nosalorana ny mari-boninahitra Commandeur de l’Ordre national ny Lehiben’ny Faritra Boeny

Sahala amin’ny Malagasy rehetra dia nankalaza ny faha-56 taona  niverenan’ny fahaleovantena ny 26 jiona 2016 ny mponin’I Mahajanga. Notanterahina an-tsakany sy an-davany avokoa araka izany ireo fombafomba entina mankalaza izany fetim-pirenenena izany nanoloana ny Lapan’ny tanàna, toerana mahazatra fanaovana ny lanonana. Fanomezana mari-boninahitra Grand-Croix de 2e  Classe, ny Grand Officier, ny Commandeur de l’Ordre national,

Programme durant la foire Boeny Mionjo 3ème édition 2016

Mercredi 31Août 2016: Matinée : Carnaval Ouverture officielle : Discours – coupe ruban – visite stands – Consultation des meilleurs stands, etc… par les jurys – cocktail Vente-exposition et animations diverses Après-midi : Conférence débat – Information sur l’existence des Rencontres B to B (entre OFFRES ET DEMANDES des produits phares de Boeny: MIEL – BLACK EYES – TOURISME)

Célébration régionale de la JME : l’Angonoky, un joyau de la région Boeny

Pour la région Boeny, la Journée Mondiale de l’Environnement a été célébrée le lundi 06 juin 2016  dans  la commune urbaine d’Ambatoboeny. Luttons ensemble contre le commerce de nos espèces sauvages. Tel est le thème dédié à cette journée, vue la recrudescence des exploitations abusives et illicites des espèces protégées dans la région. Comme c’est

Boeny: hotanterahina eto Mahajanga ny lalao ASOIMI nasionaly 2016

Ny faritra Boeny no hampiantrano ny lalao ara-panatanjahan-tena iraisan’ireo mpiasam-panjakana manerana an’i Madagasikara na ny ASOIMI (association des omnisports inter-ministériels) andiany faha 16 atao ny 24 aogositra hatramin’ny 04 septambra 2016. Hazakazaka  namakivaky ny tanàna niainga        teo amin’ny Lapan’ny tanànan’i Mahajanga ary nifarana teny amin’ny Lapan’ny Faritra eny amin’ny Bord Mahajanga  Be no nanokafana ny

Réunion des Maires des Grandes villes: l’union est le gage de la réussite

L’Assemblée Générale des Maires des Grandes villes de Madagascar s’est tenue ce vendredi 03 juin 2016 à Mahajanga au sein de l’Hôtel de Ville de la Cité des fleurs. Une  réunion plénière donnant suite  à celle qui s’est déroulée à Antsirabe le mois de mars dernier. Les Maires d’Antsirabe, de Mahajanga, de Nosy Be, de

FOARA BOENY MIONJO ANDIANY FAHA-III:

Boeny: hiompana amin’ny fizahantany ny Foara ara-toekarena Boeny Mionjo III  Satria anisany kitro ifaharan’ny fampandrosoana ara-toekarena eto amin’ny faritra Boeny ny fizahantany dia hiompana amin’ny fanomezana vahana an’io sehatra io ny hetsika ara-toekarena Foara Boeny Mionjo andiany faha-III. Io no nambaran’ny Lehiben’ny Faritra Boeny Atoa Saïd Ahamad Jaffar, raha nanokana ity herinandro ity ho  fiantombohan’ny