Daily Archives: 7 juin 2016

Boeny: hotanterahina eto Mahajanga ny lalao ASOIMI nasionaly 2016

Ny faritra Boeny no hampiantrano ny lalao ara-panatanjahan-tena iraisan’ireo mpiasam-panjakana manerana an’i Madagasikara na ny ASOIMI (association des omnisports inter-ministériels) andiany faha 16 atao ny 24 aogositra hatramin’ny 04 septambra 2016. Hazakazaka  namakivaky ny tanàna niainga        teo amin’ny Lapan’ny tanànan’i Mahajanga ary nifarana teny amin’ny Lapan’ny Faritra eny amin’ny Bord Mahajanga  Be no nanokafana ny