Daily Archives: 29 juin 2016

Boeny: navoaka ny andiany faharoa tao amin’ny Ivo-toerana fiofanana ho an’ ny Vehivavy eto Mahajanga

Navoaka tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy 23 jona 2016 ireo vehivavy miisa 60 nandrato fianarana tao amin’ny ivo-toerana fiofanana arak’asa ho an’ny vehivavy eny Mangarivotra, izay andian’ny faha-roa misalotra ny anarana «  VONONA ». Marihina fa fanomezana avy amin’ny vadin’ny filoham-pirenena, Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina ity trano fiofanana arak’asa ity, tamin’ny 22 mai 2015. Efa feno heritaona ny

Fetim-pirenena: fizarana sakafo nataon’ny Lehiben’ny Faritra Boeny

Ankoatra ny fanomezana sakafo ho an’ny mpiasan’ny Faritra isan-taona, izay nahitana vary, menaka ary hena natao ny Zoma 24 jona teny amin’ny Lapan’ny Faritra Mahajanga Be dia, tsy nanadino ireo olona marefo ihany koa ny Lehiben’ny Faritra Boeny, Atoa Saïd Ahamad Jaffar, ka nahatsiaro manokana ireo voafonja, beantitra sy kamboty ary ireo zaza mania. Araka