Daily Archives: 12 juillet 2016

Boeny: mponina tanora – mahay miara-miaina anaty fahasamihafana

Teto Mahajanga no nosafidian’ny Fitondrana hanaovana ny lanonana fankalazana nasionaly ny Andro manerantany ho an’ny Mponina ny Alatsinainy 11 jolay 2016. Teo anoloan’ny Lapan’ny Tanàna no nanantanterahana ny lanonana rehetra. Tonga niahy sy nanome voninahitra ity andro ity taty Mahajanga ny Vadin’ny Filoham-pirenena, Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina, notron’ireo mpikambana ao amin’ny governemanta, notarihin’ny Ministry ny Mponina