Daily Archives: 16 août 2016

Le comité GIZC Boeny mis en place

Le comité régional de la Gestion intégrée de la zone côtière Boeny (GIZC) a été mis en place officiellement le mercredi 10 août 2016 à la Chambre de Commerce et d’Industrie de Mahajanga. Un atelier de trois jours a été donné aux acteurs environnementaux de la région Boeny  les 8, 9, 10 août  en vue

Eclipse solaire annulaire : la région Boeny comme bel observatoire à 94%

La lune se trouvant un peu trop loin de la terre le 1er septembre 2016, l’éclipse solaire ne serait donc pas totale mais annulaire. Cela dit, le disque de la lune n’arrivera pas à cacher totalement le soleil laissant ainsi apparaitre une lumière intense en forme d’anneau. Des lunettes spéciales éclipse seraient  donc indispensables. Telle

Fitokanana foto-drafitrasa: trano fitsirihana nofon-tany, toeram-pivarotana asa-tanana ary ivon-toeram-pandraharahana

Fitokanana foto-drafitrasa telo no notanterahana  ny sabotsy 30 jolay 2016 teto an-drenivohitr’I Boeny. Mbola tafiditra tao anatin’ny lanonan’ny Foarabe Lojy mitsangana nokarakarain’ny PROSPERER, ireo lanonam-pitokanana ireo. Ny voalohany dia tao amin’ny toeram-pikarohana FOFIFA aty amin’ny faritra avaratra andrefana, ao Mahavoky Avaratra Mahajanga, trano iray natao ho fitsirihana ny nofon-tany mba ahazoana mitily ireo singa rehetra

Trafics d’Angonoky, réseau bientôt démantelé ???

Suite à l’intervention de la gendarmerie de la brigade d’Ankazomborona, et de la communauté locale d’Ankarafantsika, un  voleur d’Angonoky a été appréhendé en plein acte au petit matin du lundi 1er Août 2016 dans le parc National d’Ankarafantsika. À 3h du matin, 4 malfrats se sont introduits en catimini  dans le parc.  Alerté par des

DREN Boeny: boky fampianarana 551 baoritra natolotry APIC

Notanterahina ny zoma 05 aogositra lasa teo tao amin’ny CAPr Mangarivotra Mahajanga ny lanonana fizaràna boky fampianarana 551 baoritra avy amin’ny Association pour la Promotion d’Initiatives Citoyennes (APIC). Tonga nandray izany fanomezana izany ny Ministra Paul Rabary. Boky hanatsarana ny kalitaom-pampianarana ireto natolotra ny DREN Boeny ireto. Samy hisitraka azy ireo avokoa ireo sekoly ambaratonga

“Antsika jiaby miara-miasa hampakatra ny fari-piainan’ny tantsaha, hampandroso ny toe-karen’ny Faritra. » Lojy ou Black eyes : un produit prospéré dans le Boeny

Io no loha-hevitra nosafidian’ny ireo mpanomana ny « FOARA BE  LOJY MITSANGANA » andiany voalohany izay notanterahina tao Ambatoboeny ny zoma 29, ny sabotsy 30  ary ny alahady 31 jolay lasa teo. Tonga nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy taty an-toerana  ny Minisim-panjakana misahana ny Fambolena sy ny Fiompiana,  Atoa Rivo Rakotovao izay notronin’ny Lehiben’ny Faritra Boeny  Atoa Saïd