Monthly Archives: septembre 2016

Filohan’ny Holafitry ny Mpanao gazety: nitsidika ny Lehiben’ny Faritra Boeny

Manatanteraka fampiofanana eto Mahajanga mandritra ny andro vitsivitsy ny Filohan’ny Holafitry ny Mpanao gazety eto Madagasikara, Atoa Rakotonirina Gérard, ka miezaka mandritra izany mitsidika ireo mpitondra eto an-toerana. « Ho fanajana ny ray aman-dreny ara-ptiondrana eto an-toerana, na dia mandalo tsy amin’ny maha Holafitra aza ny tenako dia adidiko ny mitsidika azy ireo isan’ambaratonga isaky ny

Ambatoboeny: tratra ny andian-dahalo “tarika Barinjaka”, anisan’ireo nitetika zandary tao Anjiajia

Tratra tao amin’ny fokontanin’Antsoherinakanga kaominin’ambanivohitra Anjijia, distrikan’Ambatoboeny ny zoma 23 septambra 2016 maraina tokony ho tamin’ny enina ora ireo dahalo rain-dahiny atao hoe tarika Barinjaka. Noho ny firogatry ny asan-dahalo tato ho ato taty Anjijia, Ankazoabo ary ny manodidina an’Ambatoboeny dia nanapa-kevitra ny ao anivon’ny kaompanian’ny zandarimaria ao an-toerana ny hanao hetsika manokana hiadiana amin’ny

Réduisons les risques au passage des cyclones

Un atelier de concertation sur l’établissement de Guide ou Directives de référence pour améliorer la résistance des cases d’habitation traditionnelle face aux cyclones a été effectué à l’hôtel les Roches Rouges les jeudi 15 et vendredi 16 septembre 2016. Ce Guide-Directives a été élaboré dans l’objectif non seulement  de  proposer selon les spécificités des zones

Mahajanga: fitsidiana ara-pombam-panajàna

Tonga nitsidika ara-pomba fanajana ny Lehiben’ny Faritra Boeny, Atoa Saïd Ahamad Jaffar ireo mpandraharaha avy ao Afrika Atsimo ny 06 septambra 2016 tao amin’ny biraony ao amin’ny Bloc Administratif Mangarivotra Mahajanga. Nitondra ny hetahetan’izy ireo te hametraka orin’asa iray izay hitrandraka ny famokarana manga eto Mahajanga. Raha ny fanadihadiana nataon’ireo mpandraharaha dia nahatsapa izy ireo

Mahajanga gagne la confiance des investisseurs

Deux représentants du SIAAP  et leur délégation ont effectué une visite de courtoisie auprès du Chef de la Région Boeny dans son bureau à Ampisikina le mercredi  21 septembre 2016. Parler de l’assainissement  de la Commune urbaine de Mahajanga est le principal objet de leur visite. Le SIAAP (Syndicat interdépartemental pour l’aissainissent de l’agglomération parisienne)

CNaPS BOENY: atrik’asa fitsinjovana ireo ECD

Notanterahina ny alarobia 07 septambra 2016 teny amin’ny Hotel les Roches Rouges eny amin’ny  La Corniche Mahajanga ny fanokafana ofisialy ny fampiofanana ireo tompon’andraikitr’ireo Orin’asa ara-panjakana, nataon’ireo CNaPS(Caisse Nationale de Prévoyance Sociale) eto Mahajanga. Natao izao fampiofanana izao mba ahafahana mamaha ny olana  misy  amin’ireo mampiasa « contractuel »na ECD(Employé à Courte Durée) izay tsy mahazo ny

Nohamaivanin’ny fitondram-panjakana ny vesatry ny ray aman-dreny

Nitsidika ny Vahoakan’i Mahajanga ny zoma faha 16 septambra 2016 ny  Filoham-pirenena Atoa Hery Rajaonarimampianina. Fitokanana foto-drafitr’asa , fizarana Kits Scolaires ary fitsidihana ireo fandaharan’asan’ny Filoham-pirenana izay efa vita na mbola  eo ampanan-tanterahana, ireo no anton-diany sy ireo delegasionina nanaraka azy taty Mahajanga ny zoma tontolo andro lasa teo. Ny Lehiben’ny Faritra Boeny Atoa Saïd

Un geste admirable de nos concytoyens Karana

L’association des Karana zanatany a effectué une action caritative dans le fokotany  Aranta Mahajanga le samedi 17 septembre 2016. Un an dédié au travail social, les Karana zanatany poursuivent leurs bonnes actions en distribuant de la nourriture au sein des quartiers de la Cité des fleurs. 100 enfants et 50 personnes âgées ont  donc pu

Foire Boeny Mionjo 3e édition : défi relevé

La cérémonie de clôture de la foire économique Boeny Mionjo troisième édition s’est déroulée l’après-midi du samedi 03 septembre 2016 au Bord de la mer face à la Chambre de Commerce et d’Industrie de Mahajanga. La cérémonie s’est particularisée par la remise des trophées pour chaque catégorie des participants : carnavaleux, danseurs  folkloriques, teneurs de stand 

Mahajanga : Foara Boeny Mionjo III sy Zova mifify

Lanonana roa sosona no nitranga teto an-tampon-tanànan’i Mahajanga ny 31 Aogositra sy ny 01 septambra 2016 dia ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Foara ara-toekarena Boeny Mionjo andiany faha-telo sy ny fijerena miaraka ny Zova mifify na ny Fahatakonan’ny Masoandro. Ny Fizahantany ho an’ny fampandrosoana maharitra Io loha-hevitra nomena ny Foara ara-toekarena Boeny Mionjo andiany faha-telo