Daily Archives: 2 septembre 2016

Mahajanga : Foara Boeny Mionjo III sy Zova mifify

Lanonana roa sosona no nitranga teto an-tampon-tanànan’i Mahajanga ny 31 Aogositra sy ny 01 septambra 2016 dia ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Foara ara-toekarena Boeny Mionjo andiany faha-telo sy ny fijerena miaraka ny Zova mifify na ny Fahatakonan’ny Masoandro. Ny Fizahantany ho an’ny fampandrosoana maharitra Io loha-hevitra nomena ny Foara ara-toekarena Boeny Mionjo andiany faha-telo