Daily Archives: 29 septembre 2016

Filohan’ny Holafitry ny Mpanao gazety: nitsidika ny Lehiben’ny Faritra Boeny

Manatanteraka fampiofanana eto Mahajanga mandritra ny andro vitsivitsy ny Filohan’ny Holafitry ny Mpanao gazety eto Madagasikara, Atoa Rakotonirina Gérard, ka miezaka mandritra izany mitsidika ireo mpitondra eto an-toerana. « Ho fanajana ny ray aman-dreny ara-ptiondrana eto an-toerana, na dia mandalo tsy amin’ny maha Holafitra aza ny tenako dia adidiko ny mitsidika azy ireo isan’ambaratonga isaky ny