Daily Archives: 3 novembre 2016

Boeny bénéficiera du Programme d’agriculture durable par adaptation au paysage (PADAP)

Des représentants de la Banque mondiale, de la FAO,  de l’AFD (Agence française pour le développement) ont effectué une visite de courtoisie auprès du Chef de la région Boeny, Mr Said Ahamad Jaffar, à son bureau au Bloc administratif le mercredi 02 novembre 2016. Des représentants ministériels régionaux et nationaux les ont accompagnés : ceux de

Mahajanga miady amin’ny haromotana: areti-mandoza ny kaikitr’alika tsy vita vaksiny

Ny 28 okotobra no nankalazan’ny faritra Boeny ny andro maneran-tany hiadiana amin’ny haromotana, raha 28 septambra 2016 ny anjaran’ny nasionaly. Tao amin’ny Sampandraharaham-paritry ny Fambolena sy ny Fiompiana na ny DRAE no nanantaterahana izany,  notarihin-dRtoa Talen’ny DRAE sy ny Lehiben’ny kabinetran’ny Faritra Boeny, Atoa Hemedy sy ny avy ao amin’ny CHU Mahavoky Atsimo, izay  foiben’ny