Daily Archives: 22 novembre 2016

Manerinerina-Ambatoboeny: tanàna filamatra nandray ny fidirana manetriketrika an-tsekoly eto Boeny

Raha renivohitry ny distrika no mahazatra hatrizay isan-taona handraisana ny lanonan’ny fidirana manetriketrika an-tsekoly, dia nisafidy ny kaomina ambanivohitr’I Manerinerina ny Foibem-paritry ny Fanabeazam-pirenena eto Boeny (DREN) hanatanterahana izany ho an’ity taom-pianarana 2016-2017 ity. Ny zoma 18 novambra no notanterahina tao amin’ny kaomina ambanivohitr’I Manerinerina, distrikan’Ambatoboeny, 188km miala an’I Mahajanga, ny fanamarihana ny fidirana manetriketrika