Daily Archives: 24 novembre 2016

Dinan’i Boeny Miray dia sy ny “opération mazava 2016”: manamafy ny fandriampahalemana ao Mahajanga II

Malaza amin’ny tsy fandriampahalemana sy ny halatr’omby ny kaominina Bekobay, distrikan’i  Mahajanga II. Vokatr’izay dia nosafidian’ny Lehiben’ny faritra Boeny, Atoa Saïd Ahamad Jaffar io Kaomina io ho ivon’ny toerana nanaovana ny lanonana fametrahana sy fanolorana ny bokin’ny Dinan’i Boeny Miray Dia, ho an’ny distrikan’i  Mahajanga II ny Alarobia 16 Novambra 2016. Ny Préfet an’i Mahajanga