Daily Archives: 10 janvier 2017

Fampianarana dihy eto Mahajanga: fanabezana sy fampivelarana ny tanora

Nanatanteraka fifampiarabahana taom-baovao sy fankalazana ny tsingerin-taona faha-27 niforonanany ny klioba « Jeunes rockers »,  tao amin’ny « Les Roches Rouges », ny 07 janoary 2017. Mpampianatra dihy, mpanorina ny klioba ary ireo mpianatra dihy, notron’ny Ben’ny tanànan’I Mahajanga, sy ireo avy amin’ny ligim-paritr’i Boeny sy ny federasionina Malagasy misahana ny dihy ara-panatanjahatena sy dihy mihaja na danses de

Mahajanga: maharary amin’ireo zokiolona ny tsy fahazoana ny valin-kasasarana ara-dàlana

Maharary ny tsy fahazoana ny valinkasasarana mifanaraka amin’ny 15 taona niasana sy ny mihoatra hoy ireo Zokiolona mitambatra Miray Misotro Ronono ny sabotsy 7 janoary 2017, raha nankalaza ny faha 10 taonan’ny fikambanany sy nifampiarahaba tratry ny taona izy ireo tao Manga Mahajanga. Zokiolona mitambatra mpandray fisotroan-dronono ao amin’ny CNAPS eto Mahajanga izy ireo ary