Monthly Archives: février 2017

Tsara kalitao ny fandraman’i Boeny

Atrik’asa fandrafetana ny drafitr’asa-paritra ho an’ny kaomity maharitry ny vovonana fandrama no notanterahina tao amin’ny Tranoben’ny Varotra sy ny Indostrian’i Mahajanga, ny larobia 22 sy lakamisy 23 febroary 2017. Hijerena manokana ny fomba hanamorana ny fifandraisan’ny sehatra tsy miankina  amin’ny Sampandraharaham-paritry ny Tontoloiainana, ny Fiompiana ary ny Varotra eto anivon’ny faritra Boeny no antony nanatanterahana

Assainissement de la plage par les Majunguaises

Les membres du KB8M (Komitim-behivavy ny 8 marsa eto Mahajanga) se sont  rassemblées très tôt au Village touristique Mahajanga le vendredi 24 février 2017 afin de marquer l’ouverture officielle de la célébration de la journée mondiale de la Femme cette année. Contaminées par la  fièvre du Zumba, les femmes majunguaises étaient venues nombreuses  à la

Mahajanga:fitsidihana fampitam-baovao nataon’ny Ministry ny Toekarena sy ny Teti-pivoarana

Notanterahina ny zoma 17 febroary 2017 tao amin’ny Bloc administratif Ampisikina Mahajanga, ny fivoriana mikasika ny ara-toekarena, ara-tsosialy ary ny fandriampahalemana. Natao izany fivoriana izany nahafahana nampita fa efa miroso tokoa isika amin’ny lafiny fampandrosoana ary efa tsara ny ezaka vita tamin’ny taona 2016 hoy ny Ministry ny Toekarena sy ny Teti-pivoarana no sady Ministry

Sambom-pizahantany mitety ranomasina: tsy manadino mitsidika an’i Boeny

Mpizahantany vahiny 80 mahery indray no nentin’ny sambom-pizahantany  mitety ranomasina Island Sky, niantsona sy nitsidika teto Mahajanga ny Alahady 19 febroary lasa teo. Taorian’ny fiantsonan’ny sambom-pizahantany Island Sky tany Nosy Be sy Antsiranana ny 17 sy 18 febroary dia anjaran’i Mahajanga indray no nandray azy ny  Alahady teo. Tsiahivina fa tsy voalohany ity sambo lehibe,

Plan Cadre Régional de Protection de l’Enfant

Madagascar compte parmi les 193 pays ayant ratifié la convention relative aux droits de l’enfant, ce qui nous engage dans la mise en place des dispositifs pour la bonne réalisation des droits de l’enfant, et à considérer dans toute action, l’intérêt supérieur de l’enfant. Avec une population composée de 45%1 d’enfants et une moyenne annuelle

Faritra Boeny: nametraka ho fanamby ny fiarovana sy fiahina ny mpandraharaha Malagasy eto amin’ny faritra

Aoka hifanome tànana ianareo mpandraharaha malagasy amin’ny fampidirana ny sehatra tsy ara-dalàna ho lasa ara-dalàna aty amin’ny faritra Boeny hoy ny Lehiben’ny Faritra, Atoa Saïd Ahamad Jaffar nandritry ny lanona famelomana ny sampana FIV.MPA.MA. na ny Fivondronan’ny Mpandraharaha Malagasy eto Mahajanga, ny talata 14 febroary 2017, tao amin’ny Tranoben’ny Varotra sy ny Indostria Mahajanga.  

Andron’ny sekoly Boeny: nodimandry tampoka ny Talem-paritry ny Fanabeazam-pirenena

Nodimandry tampoka ny Talem-paritry ny Fanabeazam-pirenena, Atoa Samuel Christophe, taorian’ireo kabary nifandimbiasana tamin’ny fanokafana ofisialy ny Andron’ny sekoly teto Boeny izay natao tao amin’ny CRInFP (Centre régional d’institut de formation pédagogique) Mahabibo, Mahajanga. Semban-drahona ny Andron’ny sekoly eto Boeny, satria raha iny hamonjy ny efitrano nisy ny fialana hetaheta iny ny rehetra taorian’ny fahavitan’ny kabary

Commune Urbaine de Mahajanga: la transparence budgétaire est certifiée de quatre étoiles

En vue de mettre en place la transparence budgétaire à Madagascar, la société civile MSIS Tatao (Multi-Sector Information Service Tohana sy Ainga ho an’ny Tambazotran’ny Olom-pirenena) organise des ateliers un peu partout dans la Grande Île. Pour Mahajanga, l’atelier interrégional de dissémination des résultats s’est  donc effectué dans la matinée du mardi 14 février 2017

Mahajanga: mitohy ny fanatsarana ny mari-pandrefesana ny fitantanana ifotony

Notanterahina tao amin’ny Hôtel du Phare Mahajanga ny alatsinainy 06 hatramin’ny zoma 10 febroary 2017 ny atrik’asa teknika ho fandrindrana ny Mari-pandrefesana ny fitantanana eny ifotony na ny Indice de Gouvernance Locale. Ny komity teknika izay nahitana ny avy amin’ny ministeran’ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, ny ministeran’ny Vola sy ny Fitantanam-bola ary ireo avy amin’ny

CHU Mahavoky Atsimo-Mahajanga: ho lasa hopitaly goavana afaka fotoana fohy

Afaka telo volana dia ho lasa hopitaly goavana ny CHU Mahavoky Atsimo, raha tratra ny tanjona fanatsarana nokendrena aminy hoy ny Ministry Fahasalamana, Atoa Mamy Lalatiana Andriamanarivo nandritry ny lanonam-panolorana fitaovam-pahasalamana nataony teto Mahajanga, ny zoma 10 febroary 2017. Fiara fitaterana marary sy fitaovana fanatsarana ny ao anatiny no natolony ny CHU Mahavoky Atsimo  na