Daily Archives: 27 février 2017

Tsara kalitao ny fandraman’i Boeny

Atrik’asa fandrafetana ny drafitr’asa-paritra ho an’ny kaomity maharitry ny vovonana fandrama no notanterahina tao amin’ny Tranoben’ny Varotra sy ny Indostrian’i Mahajanga, ny larobia 22 sy lakamisy 23 febroary 2017. Hijerena manokana ny fomba hanamorana ny fifandraisan’ny sehatra tsy miankina  amin’ny Sampandraharaham-paritry ny Tontoloiainana, ny Fiompiana ary ny Varotra eto anivon’ny faritra Boeny no antony nanatanterahana