Daily Archives: 16 mai 2017

Boeny sy ny Delegasiona avy any Ouganda: tombotsoa iombonana no tanjona

Tonga nanatontosa fitsidihana  ara-pomba fanajana tao amin’ny Lehiben’ny Faritra Boeny Atoa Saïd Ahamad Jaffar, tao amin’ny biraony, Bloc Administratif Ampisikina,  ny Talem-pitantanana ny orinasa BAKHRESA GRAIN MILLING (U) LTD  ao Ouganda, Afrika Atsimo, Atoa Mohamed Saïd Bakhresa ny alatsinainy 15 may 2017. Voaresaka nandritra ny fihaonan’ny roa tonta ny fanirian’ity mpitantana orin’asa vahiny ity   hametraka

La défécation à l’air libre entraîne des décès de 14 000 enfants par an à Madagascar

A Madagascar, 14 000 enfants par an ont une cause de décès liée à la défécation à l’air libre, et encore ce n’est qu’une infime partie des conséquences néfastes de cette pratique. La région Boeny exécutant la politique de l’Etat, s’engage à la lutte contre la défécation à l’aire libre. Des sensibilisations et ateliers à la

Boeny: miaramila manamboninahitra mpiofana nitsidika ny Lehiben’ny Faritra

Nitsidika ara-pomba fanajana ny Lehiben’ny faritra Boeny, Atoa Saïd Ahamad Jaffar teto amin’ny Bloc administratif Ampisikina Mahajanga ireo miaramila manamboninahitra mpiofana avy ao amin’ny Ivo-toerana momban’ny fanintaram-pahaizana ho an’ny manamboninahitra avy ao amin’ny tobin’ny tafika Fiadanana,  Antananarivo. Ny Kly Andriamasimanana William Michel,  izay avy amin’io Ivotoerana io,  no nitarika ireto manamboninahitra ireto,  izay mananatanteraka ny