Daily Archives: 18 mai 2017

Mahajanga: nandrobaka ny amboara teo amin’ny taranja Basket-ball N1B ireo tanora AS Victoire

Noraisin’ny Lehiben’ny Faritra Boeny, Atoa Saïd Ahamad Jaffar tamin’ny fomba ofisialy ny alatsinainy 15 may 2017 tao amin’ny Lapan’ny faritra eny amin’ny Bord de la mer, ireo tanora AS Victoire  nandrobaka ny amboara tompon-daka nasionaly N1B  teo amin’ny taranja Basket-ball izay natao tany Antsiranana. Izany fandresena izany dia nampiakatra avo ny voninahitr’ ireo tanora AS