Daily Archives: 29 mai 2017

Boeny: nahazo Trano ho an’ny Olom-boafidy

Nahazo Trano ho an’ny Olom-boafidy ny faritra Boeny. Tonga ny nitokana izany teny Mahavoky Avaratra Mahajanga, ny Zoma 26 may 2017,  ny Praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier, notron’ny Ministry ny Serasera sy ny Fifandraisana amin’ny Andrimpanjakana, Rahajason Harry Laurent, izay mpiahy ny faritra Boeny, ary ireo mambra vitsivitsy ao amin’ny Governemanta. Famatsiam-bola manokana Ny taona 2013