Daily Archives: 31 mai 2017

Faritra Boeny: fotodrafitrasa maromaro notokanan’ny Praiministra

Lapan’ny tanàna vaovao tao amin’ny Kaomina ambanivohitr’I  Belobaka, tsenam-bokatra sy  biraom-pokontany ary biraon’ny delegen’ny Boriboritany  tao amin’ny Kaomina ambanivohitr’I  Boanamary . Ireo rehetra ireo dia samy ao amin’ny distrikan’i Mahajanga II. Ireo no notokanan’ny  Praiministra  sy ireo ministra nanara-dia azy, niaraka tamin’ireo manam-pahefana teto Boeny, ny zoma 26 mey 2017. Ny fitokanana ny Lapan’ny tanàna

Lemak’I Marovoay no ivotoeram-pamokarana Vary jeby mahavokatra tsara

Ho fanatanterahana ny politikam-panjakana mikasika ny fampandrosoana sy fanatsarana ny vokatra Vary jeby ato amin’ny faritra Boeny, dia niantso mpanao gazety tao amin’ny biraony ny Lehiben’ny faritra, Atoa Saïd Ahamad Jaffar, ny Talata 29 mey 2017 mba hampahafantarany ny ezaka atao  aty an-toerana amin’ny fambolem-bary taona 2017. Niara-nanazava izany taminy ny Talem-paritry ny fambolena sy