Daily Archives: 9 juin 2017

Mahajanga: fankalazana ny faha 57 taonan’ny fetin’ny fahaleovantena 26 jiona

Ny talata 06 jiona 2017 no nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy, ho an’ny vahoakan’I Mahajanga ny fizotran’ny fankalazana ny faha-57 taonan’ny fahaleovantena, izay karakarain’ny Préfektoran’i Mahajanga,  ny Faritra Boeny, ary ny Kaominin’i Mahajanga sy ny Foloalindahy. Araka izany ny fandaharam-potoana mandritra ny fankalazana ny faha-57 taonan’ny fahaleovantena io toy izao: – ny zoma 02 jiona lasa