Daily Archives: 15 juin 2017

ARRETE TEXTE BLACK EYES

ARRETE N° 018-17 REVISION TEXTE BLACK EYES ARRETE N° 039-15 REGLEMENTATION FINALE BLACK EYES

Soalala: nandray ny fankalazam-paritry ny Andro maneran-tany ho an’ny Tontolo iainana

«Ndao hankafy sy hiavana amin’ny zava-boahary ary hiady amin’ny fiovaovan’ny toetrandro». Io no loha-hevitra nanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana. Tao amin’ny Kaominina Soalala, distrikan’I Soalala ihany, no nankalazana izany teto Boeny, ny 07, 08, 09 jiona 2017. Fambolena honko faobe tao amin’ny Fokontan’i Soalala sy Amboroky ary Antanamifafy no nanamarihana ny fankalazana,