Daily Archives: 20 juin 2017

Mahajanga: mankalaza ny Iray volan’ny teny malagasy

Anisany mankalaza ny Iray volan’ny teny Malagasy ny eto Boeny ka notanterahina ny Alarobia 14 jiona 2017 tao amin’ny Lycée Philibert Tsiranana Mahajanga ny fanokafana izany. Miara-miasa manatanterka izao fankalazana izao ireo mpampianatra teny malagasy ao amin’ny  Lycée Philibert Tsiranana sy ny Foibem-paritry ny kolontsaina ary ny Faritra Boeny. Lohahevitra nosafidiana dia  ny hoe “fampifangaroana

Mahajanga: nofon-kena mitam-pihavanana avy amin’ny fitondrana ho an’ireo beantitra sy sahirana

Ho fanomezana zara-fifaliana ireo beantitra sy sahirana eto antampon-tanànan’i Mahajanga amin’izao fahatongavan’ny fetim-pirenena izao dia nanolotra vary sy hena omby tamin’izy ireo ny fitondram-panjakana tao amin’ny Kianja mitafo, ny 15 jiona 2017. Tsy dia hoe hanin-kavoky hahavita taona, kanefa mariky ny fifankatiavana sy firaisankina hoy ny Lehiben’ny Faritra Boeny, Atoa Saïd Ahamad Jaffar no nanolorana