Daily Archives: 5 juillet 2017

Zaridaina Jean Ralaimongo Mahajanga be: ho lasa toerana fakana lamin-tsaina

Notanterahina ny Alarobia 28 jiona 2017 teny amin’ny zaridaina Jean Ralaimongo Mahajanga Be ny fametrahana ny vato fehizoro amin’ny hanatsarana ity zaridaina ity. Monumemt Mauriès no anaran’ny toerana talohan’ny taona 1902.  Nanomboka tamin’io taona io kosa dia nampitondraina ny anarana zaridaina Jean Ralaimongo izy,  izay manana velarana 1564m2. Hanomboka ny 02 jolay 2017 ny asam-panavaozana